Look's new look

Look's new look
itony indray no staff miasa mangina any ambadika ho fampandehana ny raharaha rehetra
[ Ajouter un commentaire ] [ Aucun commentaire ]

# Posté le jeudi 01 novembre 2007 01:07

Look's new look

Look's new look
izany ny mpitantana sy mpandrindra ny rehetra eto amin'ny tanàna e!!!! Faly aho, tena faly aho. Tongava daholo eeeeeeeeee! hihihi
[ Ajouter un commentaire ] [ Aucun commentaire ]

# Posté le jeudi 01 novembre 2007 01:06

Modifié le jeudi 01 novembre 2007 01:16

Look's new look

Look's new look
Ny nasaina sisa no nandrasana teto
[ Ajouter un commentaire ] [ Aucun commentaire ]

# Posté le jeudi 01 novembre 2007 01:04

Look's new look

Look's new look
Mitsikitsiky ery ingahy mpaka sary fa nahita Look's vaovao: angamba hoy izy anakampo hoe

"Misy Look's vaovao, hono, hoe.
Nefa tsy niova ny anaranyyyyy.
Aiza izy no mipetrakaaaaa?
Ao Andravoahangyyyy
[ Ajouter un commentaire ] [ Aucun commentaire ]

# Posté le jeudi 01 novembre 2007 01:03

Look's new look

Look's new look
ts'isy resaka fa dia ampiteneno ny sary e!!! Lazao zay hevitrao fa Look's new look io hitanao io.
[ Ajouter un commentaire ] [ Aucun commentaire ]

# Posté le jeudi 01 novembre 2007 00:59