Mon ps est avylavitra (composé de deux mots avy et lavitra en malagasy) et se traduit en français 'de loin'. Ce nouveau blog traitera un peu de tout (des fleurs aux petits train-trains de la vie quotidienne des gens, sans oublier poésies, blagues ect....
Les images et photos qui formeront d'ailleurs l'essentiel de ce nouveau blogs peuvent venir de près de chez vous, 'de loin' de chez vous, peut-être même 'de très loin'. Il traitera aussi de tous les sujets
hey, tandreme fa tsy any an-dafy ity fa Madagasikara no resaka eto an! Eto Andravoahangy no misy izao toerana tsara izao. Ary dia irariana ny hitohizany sy hahatazonana izao endrika mahafatifaty izao. Sa ahoana r'ingahy Ramasy...
Mbola ny ao anatiny ity, ka ny ilany havanana amin'ny fipetrahan'ny mpanjifa rehefa tafiditra ao ianao. Mba jereo anie ny jiro e, Afaka manamboatra bika koa nareo vehivavy fa misy fitaratra azo anaovana izany ao. Sady lehibe an!!! Afaka milahatra ao daholo ny endrik'i dadatoa, nenitoa, i Lita sy Bozy. hihihi